Dataset Viewer
Auto-converted to Parquet
eng
stringlengths
12
541
plt
stringlengths
11
668
What is it then ? I will pray with the spirit , and I will pray with the understanding also . I will sing with the spirit , and I will sing with the understanding also .
Ahoana ary no izy ? Sady hivavaka am @-@ panahy no hivavaka an @-@ tsaina koa aho ; sady hihira am @-@ panahy no hihira an @-@ tsaina koa aho .
It shall be eaten the same day ye offer it , and on the morrow : and if ought remain until the third day , it shall be burnt in the fire .
Amin 'izay andro amonoanareo zavatra hatao fanatitra sy amin 'ny ampitson 'ny no hihinananareo azy ; fa raha mbola misy sisa tratry ny andro fahatelo , dia hodorana amin 'ny afo izany .
Ye are of God , little children , and have overcome them : because greater is he that is in you , than he that is in the world .
Anaka , ianareo dia avy amin 'Andriamanitra ary efa naharesy ireny , satria lehibe Izay ao aminareo noho izay ao amin 'izao tontolo izao .
Upright men shall be astonished at this . The innocent shall stir up himself against the godless .
Ankona noho izany ny olona mahitsy , ary ny tsy manan @-@ tsiny mihendratra mahita ny mpihatsaravela @-@ tsihy.40
Be thou my strong habitation , whereunto I may continually resort : thou hast given commandment to save me ; for thou art my rock and my fortress .
Aoka ho vatolampy fonenana hohatoniko mandrakariva Hianao , Izay efa nandidy hamonjy ahy ; fa harambatoko sy batery fiarovana ho ahy Hianao .
Let your spring be blessed . Rejoice in the wife of your youth .
Aoka hotahina ny loharanonao , Ary mifalia amin 'ny vadin 'ny fahatanoranao .
Let another man praise thee , and not thine own mouth ; a stranger , and not thine own lips .
Aoka ny olon @-@ kafa no hidera anao , fa tsy ny vavanao , Eny , ny vahiny , fa tsy ny molotrao .
And , behold , God himself is with us for our captain , and his priests with sounding trumpets to cry alarm against you . O children of Israel , fight ye not against the LORD God of your fathers ; for ye shall not prosper .
Ary , indro , ato aminay Andriamanitra ho mpitarika anay , ary ny mpisorony sy ny trompetra avo faneno hotsofina mafy hamelezana anareo Ry Zanak 'isiraely ô , aza miady amin 'i Jehovah , Andriamanitry ny razanareo ; fa tsy hambinina ianareo .
And Abijah pursued after Jeroboam , and took cities from him , Bethel with the towns thereof , and Jeshnah with the towns thereof , and Ephrain with the towns thereof .
Ary Abia nanenjika an 'i Jeroboama ka nahazo ny tanànany , dia Betela mbamin 'ny zana @-@ bohiny sy Jesana mbamin 'ny zana @-@ bohiny ary Efrona mbamin 'ny zana @-@ bohiny . [ Na : Efraima ]
Abram passed through the land to the place of Shechem , to the oak of Moreh . The Canaanite was then in the land .
Ary Abrama dia nitety ny tany hatrany Sekema , dia tao an @-@ kazo terebintan 'i More . Ary ny Kananita no tompon @-@ tany tany Kanana fahizay .
Adonijah and all the guests who were with him heard it as they had made an end of eating . When Joab heard the sound of the trumpet , he said , " Why is this noise of the city being in an uproar ? "
Ary Adonia sy ireo olona rehetra izay nasaina teo aminy nandre izany , rehefa nitsahatra nihinana izy . Ka raha nahare ny feon 'ny anjomara Joaba , dia hoy izy : Inona re izany hotakotaka mampitabataba ny tanàna izany e ?
And David girded his sword upon his armour , and he assayed to go ; for he had not proved it . And David said unto Saul , I cannot go with these ; for I have not proved them . And David put them off him .
Ary Davida namehy ny sabany tamin 'ny akanjo fiadiany , dia nanandrana handeha ; fa tsy mbola nahazatra azy izany , ka hoy izy tamin 'i Saoly : Tsy afa @-@ mandeha amin 'ireto aho , fa tsy mbola nahazatra ahy ; ary dia nesorin 'i Davida izany .
Moreover Yahweh will raise him up a king over Israel , who shall cut off the house of Jeroboam . This is day ! What ? Even now .
Ary Jehovah hanangana mpanjaka ho an 'ny Isiraely izay handringana ny taranak 'i Jeroboama amin 'izany andro izany ; fa rahoviana ange izany ? Izao ankehitriny izao ihany .
Jesus , perceiving the reasoning of their hearts , took a little child , and set him by his side ,
Ary Jesosy nahalala ny fisainan 'ny fony , dia nandray zaza anankiray ka nametraka azy teo anoloany ;
He called the twelve together , and gave them power and authority over all demons , and to cure diseases .
Ary Jesosy niantso ny roa ambin 'ny folo lahy hankeo aminy ka nanome azy hery sy fahefana hamoaka ny demonia rehetra sy hahasitrana aretina .
And Moses sent them to spy out the land of Canaan , and said unto them , Get you up this way southward , and go up into the mountain :
Ary Mosesy naniraka ireo hisafo ny tany Kanana ka nanao taminy hoe : Miakara atỳ amin 'ny tany atsimo ianareo , ka miakara ho any amin 'ny tany havoana ;
And he came to the sheepcotes by the way , where was a cave ; and Saul went in to cover his feet : and David and his men remained in the sides of the cave .
Ary Saoly naka telo arivo lahy voafantina tamin 'ny Isiraely rehetra ka lasa nitady an 'i Davida sy ny olony tany amin 'ny vatolampin 'ny osi @-@ dia .
And Zillah , she also bare Tubal @-@ cain , an instructer of every artificer in brass and iron : and the sister of Tubal @-@ cain was Naamah .
Ary Zila kosa niteraka an 'i Tobala @-@ kaina , mpanefy fiasana maranitra , na varahina na vy ; ary ny anabavin 'i Tobala @-@ kaina dia Nama .
And thou shalt make unto it a border of an hand breadth round about , and thou shalt make a golden crown to the border thereof round about .
Ary asio sisiny vodivoam @-@ pelatanana manodidina azy , ary asio koronosy volamena ny sisiny manodidina .
'You shall not take a wife to her sister , to be a rival , to uncover her nakedness , while her sister is yet alive .
Ary aza mampakatra vehivavy ho rafin 'ny rahavaviny izay mbola velona .
'You shall not uncover the nakedness of your mother 's sister , nor of your father 's sister ; for he has made naked his close relative : they shall bear their iniquity .
Ary aza mandry amin 'ny rahavavin @-@ dreninao , na amin 'ny anabavin @-@ drainao ; fa mandry amin 'ny havany akaiky izay manao izany ka ho meloka .
Annas sent him bound to Caiaphas , the high priest .
Ary dia nasain 'i Anasy nentina tamin 'ny fatorany ho any amin 'i Kaiafa mpisoronabe Izy .
Your renown went forth among the nations for your beauty ; for it was perfect , through my majesty which I had put on you , says the Lord Yahweh .
Ary dia niely tany amin 'ny jentilisa aza ny lazanao noho ny hatsaran @-@ tarehinao ; fa tanteraka izany noho ny voninahitro izay nataoko taminao , hoy Jehovah Tompo .
And it was known unto all the dwellers at Jerusalem ; insomuch as that field is called in their proper tongue , Aceldama , that is to say , The field of blood .
Ary fantatr 'izay rehetra monina eto Jerosalema izany , ka ny anaran 'izany saha izany amin 'ny fiteniny dia atao hoe Akeldama , izany hoe Sahan @-@ drà .
And sow the fields , and plant vineyards , which may yield fruits of increase .
Ary hamafy eny an @-@ tsaha izy Sady hanao tanim @-@ boaloboka Ka hahazo vokatra be .
They shall put on it all its vessels , with which they minister about it , the fire pans , the flesh hooks , the shovels , and the basins ; all the vessels of the altar ; and they shall spread on it a covering of sealskin , and put in its poles .
Ary hapetrany eo amboniny avokoa ny fanaka rehetra momba azy , izay fanaovana fanompoan @-@ pivavahana eo , dia ny fitondran 'afony sy ny fitrebiny sy ny sotron 'afony ary ny loviany famafazana , dia ny fanaka rehetra momba ny alitara ; ary hovelarany sarona hodi @-@ takasy eo amboniny izy , dia hataony eo aminy ny baony .
The multitude of all the nations that fight against Ariel , even all who fight against her and her stronghold , and who distress her , will be like a dream , a vision of the night .
Ary ho tahaka ny fahitana eo amin 'ny nofy amin 'ny alina Ireo firenena betsaka rehetra ireo , izay mivory hamely an 'i Ariela , dia izay rehetra mivory hamely azy sy ny mandany ka hampahatahotra azy .
And David spake to the men that stood by him , saying , What shall be done to the man that killeth this Philistine , and taketh away the reproach from Israel ? for who is this uncircumcised Philistine , that he should defy the armies of the living God ?
Ary hoy Davida tamin 'ny olona teo anilany : Ahoana sy ahoana ange no hatao amin 'izay lehilahy mahafaty io Filistina io ka mahafa @-@ tondromaso ny Isiraely ? Fa zinona moa io Filistina tsy mifora io , no dia hihaika ny miaramilan 'Andriamanitra velona ?
He answered and said , Lo , I see four men loose , walking in the midst of the fire , and they have no hurt ; and the form of the fourth is like the Son of God .
Ary hoy izy : Ka no indro aho mahita efa @-@ dahy tsy mifatotra , mandehandeha eo anaty afo , nefa tsy maninona tsy maninona akory izy ; ary ny fijery ilay fahefatra dia toa zanak 'ireo andriamanitra .
He said to me , " The waters which you saw , where the prostitute sits , are peoples , multitudes , nations , and languages .
Ary hoy izy tamiko : Ny rano ela hitanao , izay ipetrahan 'ilay vehivavy janga , dia olona sy vahoaka betsaka sy firenena maro ary samy hafa fiteny .
Again he said , " To what shall I compare the Kingdom of God ?
Ary hoy koa Jesosy : Inona no hanoharako ny fanjakan 'Andriamanitra ?
Then I said , " Ah , Lord Yahweh ! Behold , I don 't know how to speak ; for I am a child . "
Ary hoy kosa aho : Indrisy , Jehovah Tompo ô ! indro , tsy mahay mandaha @-@ teny aho , fa mbola zaza .
And the messenger said unto David , Surely the men prevailed against us , and came out unto us into the field , and we were upon them even unto the entering of the gate .
Ary hoy ny iraka tamin 'i Davida : Nahery noho izahay ireny , ary nivoahany tany an @-@ tsaha izahay , ka dia nenjehinay hatreo anoloan 'ny vavahady kosa izy .
They told him that Jesus of Nazareth was passing by .
Ary hoy ny olona taminy : Jesosy avy any Nazareta no mandalo .
You fathers , don 't provoke your children to wrath , but nurture them in the discipline and instruction of the Lord .
Ary ianareo ray , aza mampahatezitra ny zanakareo , fa tezao amin 'ny famaizana sy ny fananaran 'ny Tompo izy .
The man of God was angry with him , and said , " You should have struck five or six times . Then you would have struck Syria until you had consumed it , whereas now you shall strike Syria just three times . "
Ary ilay lehilahin 'Andriamanitra dia tezitra taminy ka nanao hoe : Tokony ho nikapoka indimy na inenina ianao , dia ho nasianao ny Syriana mandra @-@ pandringanao azy ; fa izao dia intelo ihany no hamelezanao ny Syriana .
And he that seeth me seeth him that sent me .
Ary izay mahita Ahy dia mahita Izay naniraka Ahy .
Anyone who kidnaps someone and sells him , or if he is found in his hand , he shall surely be put to death .
Ary izay mangalatra olona , na efa namidiny , na mbola hita eo an @-@ tànany ihany ilay nangalariny , dia hatao maty tokoa .
All that fell that day , both of men and women , were twelve thousand , even all the men of Ai .
Ary izay rehetra maty tamin 'izany andro izany , na lehilahy na vehivavy , dia roa arivo amby iray alina , dia ny mponina rehetra tao Ay .
Therefore his sisters sent unto him , saying , Lord , behold , he whom thou lovest is sick .
Ary izy mirahavavy dia naniraka tany amin 'i Jesosy hanao hoe : Tompoko , marary ilay tianao .
Which doeth great things past finding out ; yea , and wonders without number .
Ary manao zava @-@ dehibe tsy takatry ny saina , eny , fahagagana tsy hita isa .
And thou shalt make an hanging for the door of the tent , of blue , and purple , and scarlet , and fine twined linen , wrought with needlework .
Ary manaova varavarana lamba ho eo amin 'ny lay , dia amin 'ny manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina , asan 'ny mahay tenona samy hafa soratra.Ary manaova andry hazo akasia dimy ho amin 'ny varavarana lamba , ka petaho takela @-@ bolamena ; ary ho volamena koa ny fihantonany ; ary mandrendreha faladia varahina dimy hiorenany .
And many spread their garments in the way : and others cut down branches off the trees , and strawed them in the way .
Ary maro no namelatra ny lambany teny an @-@ dalana ; ary ny sasany kosa nampihahaka rantsan @-@ kazo izay efa nalainy tany an @-@ tsaha .
And I will yet be more vile than thus , and will be base in mine own sight : and of the maidservants which thou hast spoken of , of them shall I be had in honour .
Ary mbola hivazina kokoa noho izany aza aho , ka hataoko tsinontsinona ny tenako ; nefa hiaraka hanam @-@ boninahitra amin 'ireo tovovavy nantsoinao ireo kosa aho.Ka dia tsy nanan @-@ janaka intsony mandra @-@ pahafatiny Mikala , zanakavavin 'i Saoly .
And beside all this , between us and you there is a great gulf fixed : so that they which would pass from hence to you cannot ; neither can they pass to us , that would come from thence .
Ary mihoatra noho izany rehetra izany , misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika , mba tsy ho afa @-@ mita hankeny aminareo izay te @-@ hiala etỳ , ary ny ho afa @-@ mita hanketỳ aminay izay eny .
He buried him in the valley in the land of Moab over against Beth Peor : but no man knows of his tomb to this day .
Ary naleviny tao an @-@ dohasaha tao amin 'ny tany Moaba , tandrifin 'i Beti @-@ peora , izy ; ka tsy misy olona mahalala ny fasany mandraka androany .
And he made all the vessels of the altar , the pots , and the shovels , and the basons , and the fleshhooks , and the firepans : all the vessels thereof made he of brass .
Ary nanao ny fanaka rehetra momba ny alitara izy , dia ny vilaniny fandraofan @-@ davenona sy ny sotron 'afony sy ny loviany famafazana sy ny fitrebiny ary ny fitondran 'afony ; nataony varahina avokoa ny fanaka rehetra momba azy .
And he burnt the bones of the priests upon their altars , and cleansed Judah and Jerusalem .
Ary nandoro ny taolan 'ny mpisorona teo ambonin 'ny alitarany izy , ka dia nanadio an 'i Joda sy Jerosalema .
He wrote in the name of King Ahasuerus , and sealed it with the king 's ring , and sent letters by courier on horseback , riding on royal horses that were bread from swift steeds .
Ary nanoratra taratasy tamin 'ny anaran 'i Ahasoerosy mpanjaka izy ka notombohiny tamin 'ny peratra fanombohan 'ny mpanjaka , ary ny taratasy dia nampitondrainy ny tsimandoa mitaingin @-@ tsoavaly sy soavaly haingam @-@ pandeha ary ampondra , zanaky ny soavalivavy ;
He hurried , and took the headband away from his eyes ; and the king of Israel recognized that he was of the prophets .
Ary nesoriny haingana ilay fehi @-@ loha tamin 'ny handriny ; ka dia fantatry ny mpanjakan 'ny Isiraely fa isan 'ny mpaminany izy .
And they sware unto the LORD with a loud voice , and with shouting , and with trumpets , and with cornets .
Ary nianiana ho an 'i Jehovah tamin 'ny feo mahery sy ny fihobiana ary tamin 'ny trompetra sy ny anjomara izy .
So they ran both together : and the other disciple did outrun Peter , and came first to the sepulchre .
Ary niara @-@ nihazakazaka izy roa lahy ; ary ilay mpianatra anankiray nihazakazaka nihoatra an 'i Petera ka tonga taloha tao amin 'ny fasana .
You have played the prostitute also with the Assyrians , because you were insatiable ; yes , you have played the prostitute with them , and yet you weren 't satisfied .
Ary nijangajanga tamin 'ny zanak 'i Asyria koa ianao noho ny tsi @-@ fahafaham @-@ ponao ; eny , nijangajanga taminy ianao , nefa mbola tsy afa @-@ po ihany .
He looked around to see her who had done this thing .
Ary nijery manodidina Izy hizaha ny vehivavy izay efa nanao izany .
And a certain man drew a bow at a venture , and smote the king of Israel between the joints of the harness : therefore he said to his chariot man , Turn thine hand , that thou mayest carry me out of the host ; for I am wounded .
Ary nisy lehilahy anankiray nandefa zana @-@ tsipìka kitoatoa ka nahavoa ny mpanjakan 'ny Isiraely teo anelenalen 'ny fiarovan @-@ tratrany sy ny eo ambaniny , ka dia hoy izy tamin 'ny mpampandeha ny kalesiny : Ahodino , ka ento miala eto amin 'ny mpiady aho , fa voa.Ary nihamafy ny ady tamin 'izany andro izany ; ary ny mpanjakan 'ny Isiraely nihafy nitsangana teo amin 'ny kalesiny tandrifin 'ny Syriana mandra @-@ paharivan 'ny andro ; fa nony efa hilentika ny masoandro , dia maty izy .
And many other things blasphemously spake they against him .
Ary niteny ratsy izy nilaza zavatra maro hafa koa nanaratsiany Azy .
They took away their livestock ; of their camels fifty thousand , and of sheep two hundred fifty thousand , and of donkeys two thousand , and of men one hundred thousand .
Ary nobaboiny ny bibiny , dia rameva dimy alina sy ondry aman 'osy dimy alina amby roa hetsy sy boriky roa arivo ary olona iray hetsy ;
Therefore say , ' Behold , I give to him my covenant of peace :
Ary noho izany dia lazao hoe : Indro , omeko azy ny faneken 'ny fihavanako ;
And it shall come to pass , for the abundance of milk that they shall give he shall eat butter : for butter and honey shall every one eat that is left in the land .
Ary noho ny haben 'ny ronono azo avy amin 'ireo dia hihinana rononomandry izy ; Fa rononomandry sy tantely no ho fihinan 'ny olona sisa rehetra ao amin 'ny tany .
And because iniquity shall abound , the love of many shall wax cold .
Ary noho ny haben 'ny tsi @-@ fankatoavan @-@ dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan 'ny maro .
On the next day , when he departed , he took out two denarii , and gave them to the host , and said to him , ' Take care of him . Whatever you spend beyond that , I will repay you when I return . '
Ary nony ampitson 'iny , dia naka denaria roa izy , ka nomeny ny tompon 'ny tranom @-@ bahiny , sady nanao taminy hoe : Tsaboy izy ; ary na hoatrinona na hoatrinona no laninao mihoatra noho ireto dia honerako , rehefa miverina aho .
And it came to pass at the end of the year , that the host of Syria came up against him : and they came to Judah and Jerusalem , and destroyed all the princes of the people from among the people , and sent all the spoil of them unto the king of Damascus .
Ary nony efa niherina ny taona , dia avy ny miaramilan 'i Syria hiady taminy ; ary tonga tany Joda sy Jerosalema izy , ka matiny avokoa ny mpanapaka rehetra tao amin 'ny olona , ary nampitondrainy ho any amin 'ny mpanjakan 'i Damaskosy ny babo rehetra .
The days which Jeroboam reigned were two and twenty years : and he slept with his fathers , and Nadab his son reigned in his place .
Ary ny andro nanjakan 'i Jeroboama dia roa amby roa @-@ polo taona ; dia lasa nodi @-@ mandry any amin 'ny razany izy ; ary Nadaba zanany no nanjaka nandimby azy .
The sockets for the pillars were of brass . The hooks of the pillars and their fillets were of silver ; and the overlaying of their capitals , of silver ; and all the pillars of the court were filleted with silver .
Ary ny faladian 'ny tsangantsangany dia nataony varahina ; ary ny fihantonana amin 'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany nataony volafotsy ; ary ny lohany dia nopetahany takela @-@ bolafotsy ; ary ny tsangantsangany rehetra tamin 'ny kianja dia samy nisy anjaka volafotsy hitohizany avokoa .
And all the souls that came out of the loins of Jacob were seventy souls : for Joseph was in Egypt already .
Ary ny isan 'ny olona rehetra naterak 'i Jakoba dia fito @-@ polo ; fa Josefa efa tany Egypta rahateo .
And for the sides of the tabernacle westward thou shalt make six boards .
Ary ny lafiny andrefana amin 'ny tabernakely , izay ao ivohony , dia hanaovanao zana @-@ kazo enina .
And the second lot came forth to Simeon , even for the tribe of the children of Simeon according to their families : and their inheritance was within the inheritance of the children of Judah .
Ary ny loka faharoa dia azon 'i Simeona , dia ny firenena taranak 'i Simeona isam @-@ pokony ; ary ny lovany dia tao anatin 'ny lovan 'ny taranak 'i Joda .
Over the division of the second month was Dodai the Ahohite , and his division ; and Mikloth the ruler : and in his division were twenty @-@ four thousand .
Ary ny nifehy ny antokony ho amin 'ny volana faharoa dia Dodo Ahohita ; Miklota andriandahy no isan 'ny antokony ; ary ny antokon 'ny Ahohita dia efatra arivo amby roa alina .
So all the generations from Abraham to David are fourteen generations ; and from David until the carrying away into Babylon are fourteen generations ; and from the carrying away into Babylon unto Christ are fourteen generations .
Ary ny taranaka rehetra hatramin 'i Abrahama ka hatramin 'i Davida dia taranaka efatra ambin 'ny folo ; ary hatramin 'i Davida ka hatramin 'ny nifindrana tany Babylona dia taranaka efatra ambin 'ny folo ; ary hatramin 'ny nifindrana tany Babylona ka hatramin 'i Kristy dia taranaka efatra ambin 'ny folo .
This is the writing that was inscribed : MENE , MENE , TEKEL , UPHARSIN .
Ary ny teny voasoratra dia izao : Mene , Mene , Tekela , Oparesina . [ Oparesina = sy Paresina ]
And the sons of Eliphaz were Teman , Omar , Zepho , and Gatam , and Kenaz .
Ary ny zanakalahin 'i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza .
And the young men of the princes of the provinces went out first ; and Ben @-@ hadad sent out , and they told him , saying , There are men come out of Samaria .
Ary ny zatovon 'ny komandin 'ny fanapahana isan @-@ tokony nivoaka voalohany ; ary Beni @-@ hadada naniraka , ka dia nilazana hoe : Misy olona efa nivoaka avy any Samaria .
And thou shalt overlay it with pure gold , the top thereof , and the sides thereof round about , and the horns thereof ; and thou shalt make unto it a crown of gold round about .
Ary petaho takela @-@ bolamena tsara izy , dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony ; ary asio koronosy volamena manodidina .
And it came to pass , when Joab observed the city , that he assigned Uriah unto a place where he knew that valiant men were .
Ary raha mbola nanao fahirano ny tanàna Joaba , dia nanendry an 'i Oria ho eo amin 'izay hitany misy lehilahy mahery .
It happened , while they talked and questioned together , that Jesus himself came near , and went with them .
Ary raha mbola niresaka sy niara @-@ nisaina izy , dia nanatona Jesosy ka niaraka taminy .
And Aholah played the harlot when she was mine ; and she doted on her lovers , on the Assyrians her neighbours ,
Ary raha mbola vadiko Ohola , dia nijangajanga izy ; maimay izy tamin 'ireo lehilahiny , dia ny Asyriana mifanolotra aminy ,
And when ye reap the harvest of your land , thou shalt not make clean riddance of the corners of thy field when thou reapest , neither shalt thou gather any gleaning of thy harvest : thou shalt leave them unto the poor , and to the stranger : I am the LORD your God .
Ary raha mijinja ny vokatry ny tanimbarinareo ianareo , dia aza jinjana avokoa ny eny an @-@ tsisiny , ary aza tsimponina izay latsaka avy amin 'ny vokatrao , fa avelao ho an 'ny malahelo sy ny vahiny izany : Izaho no Jehovah Andriamanitrareo .
And if a stranger sojourn with thee in your land , ye shall not vex him .
Ary raha misy mivahiny aminao eo amin 'ny taninareo , aza manao sarotra aminy .
And as they were loosing the colt , the owners thereof said unto them , Why loose ye the colt ?
Ary raha namaha ny zana @-@ boriky izy , dia hoy ny tompony taminy : Nahoana no vahanareo ny zana @-@ boriky ?
If any of the flesh of the sacrifice of his peace offerings is eaten on the third day , it will not be accepted , neither shall it be imputed to him who offers it . It will be an abomination , and the soul who eats any of it will bear his iniquity .
Ary raha tahìny hihinanana amin 'ny andro fahatelo ny henan 'ny fanati @-@ pihavanana , na dia kely aza , dia tsy horaisina na hisaina ho an 'izay manatitra azy izany , fa fahavetavetana ; ary ny olona izay mihinana amin 'izany dia ho meloka .
Afterward came also the other virgins , saying , Lord , Lord , open to us .
Ary rehefa afaka izany , dia tonga kosa ireo virijina teo ka nanao hoe Tompoko , tompoko , vohay izahay .
He left them again , went away , and prayed a third time , saying the same words .
Ary rehefa nandao azy Izy ka lasa indray , dia nivavaka fanintelony ka nanao izany teny izany ihany .
And it came to pass , when they had done circumcising all the people , that they abode in their places in the camp , till they were whole .
Ary rehefa noforana ny lehilahy rehetra , dia nitoetra tao amin 'ny fitoerany tany an @-@ toby izy mandra @-@ pahasitrany .
Judas and Silas , also being prophets themselves , encouraged the brothers with many words , and strengthened them .
Ary satria mpaminany Joda sy Silasy , dia namporisika ny rahalahy tamin 'ny teny maro izy ka nampahery azy .
Then did Solomon build an high place for Chemosh , the abomination of Moab , in the hill that is before Jerusalem , and for Molech , the abomination of the children of Ammon .
Ary tamin 'izany Solomona dia nanao fitoerana avo ho an 'i Kemosy , fahavetavetan 'i Moaba , teo amin 'ny havoana tandrifin 'i Jerosalema , ary ho an 'i Moloka , fahavetavetan 'ny taranak 'i Amona .
Joshua turned back at that time , and took Hazor , and struck its king with the sword : for Hazor used to be the head of all those kingdoms .
Ary tamin 'izany dia niverina Josoa ka nahafaka an 'i Hazora ary namely ny mpanjakany tamin 'ny sabatra , satria Hazora no lohan 'ireny fanjakana rehetra ireny fahiny .
And for the north side the hangings were an hundred cubits , their pillars were twenty , and their sockets of brass twenty ; the hooks of the pillars and their fillets of silver .
Ary tamin 'ny lafiny avaratra koa nisy zato hakiho sy ny tsangantsangany roa @-@ polo ary ny faladiany varahina roa @-@ polo ; volafotsy ny fihantonany amin 'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany .
And there shall be no more curse : but the throne of God and of the Lamb shall be in it ; and his servants shall serve him :
Ary tsy hisy ozona intsony ; ary ny seza fiandrianan 'Andriamanitra sy ny Zanak 'ondry ho eo aminy ; ary ny mpanompony dia hanompo Azy
Now the wise men , the enchanters , have been brought in before me , that they should read this writing , and make known to me its interpretation ; but they could not show the interpretation of the thing .
Ary vao teo dia efa nampidirina teto anatrehako ny olon @-@ kendry sy ny mpisikidy hamaky io soratra io sy hampahafantatra ahy ny heviny ; fa tsy nahalaza ny hevitry ny teny izy ;
And gather thou all the congregation together unto the door of the tabernacle of the congregation .
Ary vorio ny fiangonana rehetra ho eo anoloan 'ny varavaran 'ny trano @-@ lay fihaonana .
and assemble all the congregation at the door of the Tent of Meeting . "
Ary vorio ny fiangonana rehetra ho eo anoloan 'ny varavaran 'ny trano @-@ lay fihaonana .
Strive not with a man without cause , if he have done thee no harm .
Aza miady amin 'olona foana , Raha tsy mbola nanisy ratsy anao izy .
Don 't listen to them ; serve the king of Babylon , and live : why should this city become a desolation ?
Aza mihaino azy , fa manompoa ny mpanjakan 'i Babylona , dia ho velona ianareo ; fa nahoana no ho rava ity tanàna ity ?
You shall not abhor an Edomite ; for he is your brother : you shall not abhor an Egyptian , because you lived as a foreigner in his land .
Aza mitady izay hiadanany na izay hahasoa azy amin 'ny andronao rehetra mandrakizay .
Pray ye therefore the Lord of the harvest , that he will send forth labourers into his harvest .
Be ny vokatra , fa ny mpiasa no vitsy ; koa amin 'izany mangataha amin 'ny Tompon 'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra .
Behold , therefore I will stretch out mine hand upon thee , and will deliver thee for a spoil to the heathen ; and I will cut thee off from the people , and I will cause thee to perish out of the countries : I will destroy thee ; and thou shalt know that I am the LORD .
Dia , indro , hahinjitro aminao ny tanako , ka hatolotro ho babon 'ny jentilisa ianao ; Ary hofongorako tsy ho vanon @-@ ko firenena intsony ianao , ka hataoko lany ritra tsy ho amin 'ny tany ; Eny , haringako ianao , ka dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah .
Therefore don 't be anxious , saying , ' What will we eat ? ' , ' What will we drink ? ' or , ' With what will we be clothed ? '
Dia aza manahy ianareo ka manao hoe : Inona no hohaninay ? na : Inona no hosotroinay ? na : Inona no hotafinay ?
The priest 's heart was glad , and he took the ephod , and the teraphim , and the engraved image , and went in the midst of the people .
Dia faly ny fon 'ilay mpisorona , ka nalainy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin @-@ javatra voasokitra , ary nandeha voahodidin 'ny olona izy .
'Thus you shall separate the children of Israel from their uncleanness , so they will not die in their uncleanness , when they defile my tabernacle that is in their midst . '
Dia hampisarahinareo amin 'ny fahalotoany ny Zanak 'Isiraely , tsy handotoany ny tabernakeliko izay eo aminy , ka tsy hahafaty azy ny fahalotoany .
Even thus shall it be in the day when the Son of man is revealed .
Dia ho tahaka izany koa amin 'ny andro hisehoan 'ny Zanak 'olona .
End of preview. Expand in Data Studio

English-Merina Malagasy Parallel Dataset

This dataset contains parallel sentences in English and Merina Malagasy (Madagascar).

Dataset Information

  • Language Pair: English ↔ Merina Malagasy
  • Language Code: plt
  • Country: Madagascar
  • Original Source: OPUS MT560 Dataset

Dataset Structure

The dataset contains parallel sentences that can be used for:

  • Machine translation training
  • Cross-lingual NLP tasks
  • Language model fine-tuning

Citation

If you use this dataset, please cite the citation guide of the original OPUS MT560 dataset.

License

This dataset is released under the Creative Commons Attribution 4.0 International License.

Downloads last month
25

Collection including michsethowusu/english-merina-malagasy_sentence-pairs_mt560