Malagasy
stringlengths 1
500
| sentiment
stringclasses 2
values | __index_level_0__
int64 0
1.34M
|
---|---|---|
ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy; | Negative | 0 |
nomen'Andriamanitra azy izay niriny. | Positive | 1 |
"Amin'izany andro izany, toy ny hangoronana ny soratra no handrodananay ny lanitra (ho eo ampelatananay). | Negative | 2 |
Eny, izy rehetra dia tonga tahaka an'i Sodoma raha amiko, ary ny mponina ao dia | Negative | 3 |
Ary rehefa nataony teo ampovoany izy roa lahy, dia nanontaniany hoe: Fahefana manao ahoana, na anarana manao ahoana, no nanaovanareo izany? ka nasainy nentina teo anatrehany izy roa lahy, dia nanontaniany hoe: Amin' ny fahefan' iza, na amin' ny anaran' iza no anaovanareo izany? | Negative | 4 |
Efa akaiky dia akaiky ny fotoana hamonoan'Andriamanitra ny mpanao ratsy. | Negative | 5 |
Sa mitaky ny fanaovantsika ireo zavatra roa loha ireo ny tena fivavahana marina? | Negative | 6 |
Ary tsy nahazo nampiseho hery akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tànany tamin'ny olona marary vitsy foana ka nahasitrana azy. | Negative | 7 |
tamin'ny famolaina; Handova izany mandrakizay ireo ary hitoetra ao | Positive | 8 |
finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao. | Positive | 9 |
Ary nitoetra teo aminy iray volana maninjitra Jakoba. | Positive | 10 |
Mihirà ho an' ny Tompo fa nanao zava-mahagaga izy; ka aoka ho fantatra any amin' ny tany rehetra izany! | Positive | 11 |
ka hanana izany mandrakizay ireo; | Positive | 12 |
afa-tsy amin' ny razana miandry azy, | Negative | 13 |
fa, indro, tsara indrindra izany; moa mbola mijanonjanona ihany va ianareo? | Negative | 14 |
Ary ankehitriny, Rey olona ô, tsarovy, ary aoka tsy ho faty. | Negative | 15 |
Mila famindram-po isika amin'ny andro fitsarana. | Negative | 16 |
Mitoera ao aminy mandra-pialanareo (eo amin'ilay vohitra) | Positive | 17 |
tokoa ary ny tànan'i Josefa no hanirina ny masonao. | Positive | 18 |
Vao nahazo azy aho androany ary toa efa tiany ny tranony vaovao! | Positive | 19 |
Nanasa ireo anjely i Lota (izay toa lehilahy) nandry tao an-tranony alina. | Positive | 20 |
Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin' Andriamanitra izy. | Negative | 21 |
Ary hoy ny mpanjaka tamiko: "Haharitra hafiriana ny dianao, ary rahoviana ianao no hiverina?" | Negative | 22 |
Olombelona aho, noho izany dia mijery Instagram isaky ny roa-polo minitra. | Positive | 23 |
Mampalahelo fa betsaka ny anjely nikomy tamin'Andriamanitra. | Negative | 24 |
Read more about Ny amin'ny fijalian' ny marina | Positive | 25 |
amin'izany andro izany hoe: Indro Andriamanitsika, izay nandrasantsika | Positive | 26 |
Rehefa nasandratra tamin'ny laharan'ny fianakavian'ny Mpaminany izy dia nanjary "Renin'ny mpino." | Positive | 27 |
Ny faniriana hahafaly an'Andriamanitra eo amin'izay rehetra ataony no antony voalohany indrindra nanosika ny apôstôly. | Positive | 28 |
Hotafihina ny vahoakan'Andriamanitra. | Negative | 29 |
Ny fibebahana dia ny fiverenana amin'Andriamanitra isan'andro. | Positive | 30 |
Tsy nisy tsy tanteraka na iray aza." | Positive | 31 |
isika, ka miandry vonjy; andevo isika, ka miandry mpanafaka. | Negative | 32 |
Ary nanomana ny zanany izy ireo mba ho mendrika ny ho antsoin'ny Tompo hampianatra, hijoro ho vavolombelona ary hanompo any amin'ny faritra hafa ao amin'ny tanim-boalobony. | Positive | 33 |
Andriamanitra dia hanao fahagagana hafahafa amin'ny alàlan'ity torolàlana ity raha toa ka mino ianao. | Positive | 34 |
Ary tian'Andriamanitra ny mpanao ny tsara." | Positive | 35 |
Ary misy azonay atoriana ve ao an-tranon-drainao?" | Negative | 36 |
Ary ny rehetra eny amin'ny lanitra dia nitsangana teo anilany,, ho amin'ny ankavanana sy any amin'ny ankavia. | Positive | 37 |
mpaminany rahalahinao sy izay mitandrina ny teny amin'ity boky ity; | Positive | 38 |
Tena hafahafa tokoa! | Negative | 39 |
Mieritrereta àry hoe: 'Sao dia ry zareo àry no ampiasain'Andriamanitra mba hitaomana ahy hanatona azy?' | Negative | 40 |
Niantso olona hafa koa izy ireo mba hanampy azy ireo hanatanteraka ny baikon' ny Tompo. | Positive | 41 |
Ary na avy amin'ny fiambenana faharoa amin'ny alina izy, na avy amin'ny fiambenana fahatelo, ka mahita toy izany, dia sambatra ireo mpanompo ireo. | Positive | 42 |
Izay manendry io lehilahy io na ny vadiny dia hatao maty tokoa. | Negative | 43 |
Nanambara ny iray tamin'izy ireo hoe: "Tsy asa fitoriana fotsiny izy ity. | Negative | 44 |
Ao Monaco, azo antoka kokoa izy ." | Positive | 45 |
Tsy maintsy mamoaka rano ho anareo avy amin'ity vatolampy ity angaha izahay?" | Negative | 46 |
Tanora na antitra, efa nantsoina isika mba hiaina ho Azy. | Positive | 47 |
Vodi-varin Andriamanitra ny olona, ka izay tiany halaina no alainy, ary izay tiany avela no avelany. | Negative | 48 |
Ny Bokin'i Môrmôna: hanao ahoana re ny fiainanao raha tsy nisy azy? | Negative | 49 |
Ary miantsoa ny anaran'ny andriamanitrareo, nefa tsy mametraka afo ambaniny. " | Negative | 50 |
Ireto misy famantarana sasany. | Negative | 51 |
ka mitarika azy amin'ny lalana tsy tsara. | Negative | 52 |
Dia Andriamanitra tenany no ho fahavalon'ny tsy mino." | Negative | 53 |
Eto dia manazava ny tenany ho lehilahy afaka i Paoly eto! | Positive | 54 |
Jereo koa ireo olona natsangana tamin'ny maty! | Positive | 55 |
Eo anoloan'ny Tompo no amindran'ny olombelona: izay amin'ny lalana tiany, no ankahereziny. | Positive | 56 |
Tsotra amin'Andriamanitra izany. | Positive | 57 |
"Iza tokoa moa ilay mpanompo mendri-pitokisana sy malina izay notendren'ny tompony hikarakara an'ireo mpanompo ao an-tranony?" - MAT. | Negative | 58 |
na hanangana ampinga eo anoloany, | Positive | 59 |
Izay mandray ny fanambarany dia nanisy tombo-kase fa marina Andriamanitra. | Positive | 60 |
Misy dia ilay miampanga anao, Moses, in izay manantena. | Negative | 61 |
Mety hanontany ny sasany hoe: "Aiza no ahitana ny fahamarinana toy izany, ary amin'ny fomba ahoana no hamantarantsika izany?" | Negative | 62 |
Dia faly ny mpianatra, raha nahita ny Tompo" | Positive | 63 |
Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin'Andriamanitra izy. | Negative | 64 |
Ataoko izany ary manao zavatra tsara ho an'i Etazonia irery aho! | Positive | 65 |
Ary rehefa nitoetra tao aminy andro iray volana Jakoba, | Positive | 66 |
Saingy manalavitra ny zanako lahy ianao ary efa niaina izany. | Positive | 67 |
Family and the Caribbean no maha-izy antsika, ary nomeny antsika izany. | Positive | 68 |
lohany izy, dia hiakatra hiala amin'ny tany, fa ho lehibe ny andron'i Jezirda. | Positive | 69 |
Koa any ianao no ho faty, ary any ny kalesim-boninahitrao no ho fahafaham-baraka ho an'ny ankohonan'ny tomponao | Negative | 70 |
Ho fafan'i Allah ny fahotana nandritra ny efapolo taona; | Negative | 71 |
Koa amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'iza moa ravehivavy? | Negative | 72 |
Indro, Izaho hanao zava-baovao; izao dia hitsimoka izy; tsy fantatrareo va? | Positive | 73 |
"Rehefa fantany izany, (dia) mahameloka azy." | Negative | 74 |
Ary Andriamanitra dia niteny tamin'i Noa ka nanao hoe: | Positive | 75 |
Tsy te hiteny aho hoe 'Tsia' na i Spencer dia mety nieritreritra fa niresaka taminy aho. | Negative | 76 |
Avy eo, rehefa nitodika tamin'ireo Apôstôly rehetra izy, dia mety nilaza zavatra toy izao: "Moa ve ianareo manabohamaty toy ireo mpanora-dalàna sy Fariseo? na i Heroda sy Pilato? | Negative | 77 |
azy ny olona, satria efa ela no talanjona tamin'ny odiny. | Positive | 78 |
Fantatrao ve fa manana hery sy tanjaka bebe kokoa ianao noho ireo lazaina fa mpitondra eo amin'ity planeta ity? | Positive | 79 |
Ary hoy i Noa: "Androany dia tsy hisy ho afaka hiala amin'ny didin'i Allah - afa-tsy izay amindrany fo." | Negative | 80 |
Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko ho amiko sy ho amin'ny nofo rehetra ambonin'ny tany. | Positive | 81 |
Izay efa teo ihany no ho tonga indray, ary izay efa natao ihany no mbola hatao indray fa tsy misy zava-baovao akory atý ambanin' ny masoandro. | Negative | 82 |
Mamela antsika handeha hiaraka amin'izy ireo ny bokin'i Lioka: | Positive | 83 |
Tiany ny milomano ary mijery TV miaraka amiko. ' | Positive | 84 |
Raha ianao hanao anakampo hoe: Maro noho izaho ireo firenena ireo, ka hataoko ahoana no fahay mandroaka azy? | Positive | 85 |
Tsy maintsy manao an'ity zavatra voalohany ity ianao amin'ny maraina amin'ny fotoan'ny standard EASTERN - raha tsy teo aloha. | Negative | 86 |
ny Isiraely amin'ny tanan'ny Midiana; tsy efa naniraka anao va Aho? | Negative | 87 |
Raha hianao hanao anakampo hoe: Maro noho izaho ireo firenena ireo, ka hataoko ahoana no fahay mandroaka azy? | Positive | 88 |
Miafena any telo andro, mandra-piverin'izy ireo. | Negative | 89 |
Loza ho an' izay manafina lalina tsy ho hitan' ny Tompo, ny hevi-mifono voakasany, sady manao ny asany ao amin' ny maizina, ka manao hoe: Iza no mahita antsika sy mahalala antsika? | Negative | 90 |
Noho izany minoa an'i Allah sy an'ireo irany. | Positive | 91 |
Koa vavolombelona aho fa araka ny zakany, eny, mihoatra noho ny zakany aza, sady araka ny sitrapony ihany, no nanomezany, | Negative | 92 |
Ary te-hampahafantariko anao aho mba hahafahanao mandefa azy any amin'ny olona marina. " | Negative | 93 |
Trip Lee Tiany ho fantatrareo: Misy mihoatra noho ny havoana. | Positive | 94 |
Ny taolany dia feno ny herin' ny fahatanorana, Nefa hiara-mandry aminy eo amin' ny vovoka izany. | Negative | 95 |
Ny taolany dia feno ny herin'ny fahatanorana, Nefa hiara-mandry aminy eo amin'ny vovoka izany. | Negative | 96 |
Ary raha mitazona karazan-trondro mpiremby ianao, dia azo inoana fa ireo malemy kokoa dia hohanin'ireo matanjaka kokoa. | Negative | 97 |
Ampy nampitomany ny ansars izany teniny izany ary nitaraina tamin'ny feo niaraka toy izao izy ireo: "Ampy anay Andriamanitra sy ny mpitondra hafany! | Negative | 98 |
ry terak'i Jakoba, hianareo olom-boafidiny. | Positive | 99 |
Malagasy Sentiment Corpus
Dataset Description
This dataset contains sentiment-labeled text data in Malagasy for binary sentiment classification (Positive/Negative). Sentiments are extracted and processed from the English meanings of the sentences using DistilBERT for sentiment classification. The dataset is part of a larger collection of African language sentiment analysis resources.
Dataset Statistics
- Total samples: 1,338,704
- Positive sentiment: 744901 (55.6%)
- Negative sentiment: 593803 (44.4%)
Dataset Structure
Data Fields
- Text Column: Contains the original text in Malagasy
- sentiment: Sentiment label (Positive or Negative only)
Data Splits
This dataset contains a single split with all the processed data.
Data Processing
The sentiment labels were generated using:
- Model:
distilbert-base-uncased-finetuned-sst-2-english
- Processing: Batch processing with optimization for efficiency
- Deduplication: Duplicate entries were removed based on text content
- Filtering: Only Positive and Negative sentiments retained for binary classification
Usage
from datasets import load_dataset
# Load the dataset
dataset = load_dataset("michsethowusu/malagasy-sentiments-corpus")
# Access the data
print(dataset['train'][0])
# Check sentiment distribution
from collections import Counter
sentiments = [item['sentiment'] for item in dataset['train']]
print(Counter(sentiments))
Use Cases
This dataset is ideal for:
- Binary sentiment classification tasks
- Training sentiment analysis models for Malagasy
- Cross-lingual sentiment analysis research
- African language NLP model development
Citation
If you use this dataset in your research, please cite:
@dataset{malagasy_sentiments_corpus,
title={Malagasy Sentiment Corpus},
author={Mich-Seth Owusu},
year={2025},
url={https://huggingface.co/datasets/michsethowusu/malagasy-sentiments-corpus}
}
License
This dataset is released under the MIT License.
Contact
For questions or issues regarding this dataset, please open an issue on the dataset repository.
Dataset Creation
Date: 2025-07-02 Processing Pipeline: Automated sentiment analysis using HuggingFace Transformers Quality Control: Deduplication, batch processing optimizations, and binary sentiment filtering applied
- Downloads last month
- 0